NDRAO HANENENANAO ! (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NDRAO HANENENANAO
Raha izao moa no tonga ny fotoana
Hiverenan’i Jeso ery an-drahon’ny lanitra
Ahoana re no mety ho fihevitrao
Moa ve ianao hahatoetra toy izao ?
Dieny mbola misy ny fotoana
Omeny hibebahanao
Araraoty ny hahavelomanao
Sao tsy ho zakanao.
Mibebaha, mibebaha, miheke, mifonà
Fa ho avy izao ny tsws Mpitsara anao : Jeso
Raha fantatrao marina i nyibzr Jesoa
Inona indray moa no mbola handrasanao ?
Faingàna handray ny Tompo, aza ela izao
Faingàna aza ela tononkira.serasera.org ianao.
‘Ndrao hanenenanao !
Dieny mbola misy...
Ho avy Jeso ‘lay Mpitsara vuckr anao.
Raha izao moa no tonga ny fotoana
Hiverenan’i Jeso ery an-drahon’ny lanitra
Ahoana re no mety ho fihevitrao
Moa ve ianao hahatoetra toy izao ?
Dieny mbola misy ny fotoana
Omeny hibebahanao
Araraoty ny hahavelomanao
Sao tsy ho zakanao.
Mibebaha, mibebaha, miheke, mifonà
Fa ho avy izao ny tsws Mpitsara anao : Jeso
Raha fantatrao marina i nyibzr Jesoa
Inona indray moa no mbola handrasanao ?
Faingàna handray ny Tompo, aza ela izao
Faingàna aza ela tononkira.serasera.org ianao.
‘Ndrao hanenenanao !
Dieny mbola misy...
Ho avy Jeso ‘lay Mpitsara vuckr anao.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AkoVisites : 2755
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Andry RABEZA
Date : 14/04/2004 00:51
