Dada ô ry dada! (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dada ô ry dada,
eh! faly mikotaba
Ireto zanakao manolotra arahaba
eh, fetinao androany manerana ny tany
Koa raiso tononkira.serasera.org re ry dada ô fitia miredareda
Tsy zwkjcyi ny kapokapokao sy treronao hzmsew ry dada
No tsy itiavanay anao f’ireny dia sahaza
Fitiavanao ireny, nierana tamin’i neny
Koa raiso re ry dada ô (’lay fitia)
Fitia ftoiujqa miredareda

--------
Rohy: