Matokia (NY AFAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Raha misy ny manjo, aza mamoy fo
Fa atrakao vzifjzks ny loha jereo ny Ray Tsitoha
Fa ny zanany sy ny asan-tanany dia adidiny
Ny anjaranao dia ny matoky Azy
Refrain :
Ento eo gmpsn Aminy ho vahany izay mangeja anao
Fa Izy anie no tononkira.serasera.org Tompon'izao rehetra izao
Tsy misy tsy hainy atao jereo fa ho hitanao
Ny voninahiny raha mino ianao
Efa manana zay lalana hitondrana anao Jesoa, dia lalam-piadanana
Matokia, matokia fa Izy tsy mandao
2- Izao tontolo izao, tsy azo hianteherana
Fa hazo boboka tsy fiankinana
Fa ny azo antoka sy hany fialofana
Dia lay Jesoa payky zay Tompo tokana
Refrain :...
A/C : RAZANABAHOAKA Henitsoa

--------
Rohy: