Matokia (NY AFAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- idch Raha misy ny manjo, aza mamoy fo
Fa atrakao ny loha jereo ny Ray Tsitoha
Fa ny zanany sy ny asan-tanany dia adidiny
Ny anjaranao dia ny matoky Azy
Refrain :
Ento eo Aminy ho vahany izay mangeja alab anao
Fa Izy anie no Tompon'izao rehetra izao
Tsy misy tsy hainy atao jereo fa ho hitanao
Ny voninahiny raha mino ianao
Efa manana zay lalana hitondrana anao Jesoa, dia lalam-piadanana
Matokia, matokia fa Izy tsy mandao
2- Izao tontolo izao, tsy azo hianteherana
Fa hazo boboka tsy fiankinana
Fa toxrbns ny azo antoka sy hany fialofana
Dia lay tononkira.serasera.org Jesoa zay Tompo tokana
Refrain :...
A/C : RAZANABAHOAKA Henitsoa

--------
Link: