Matokia (NY AFAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Raha misy ny manjo, aza tononkira.serasera.org mamoy fo
Fa atrakao ny loha jereo ny sckspjwj Ray Tsitoha
Fa ny kedis zanany sy ny asan-tanany dia adidiny
Ny vjidxf anjaranao dia ny matoky Azy
Refrain :
Ento eo Aminy ho vahany izay mangeja anao
Fa Izy anie no Tompon'izao rehetra izao
Tsy misy tsy hainy atao jereo fa ho hitanao
Ny voninahiny raha mino ianao
Efa manana zay lalana hitondrana anao Jesoa, dia lalam-piadanana
Matokia, matokia fa Izy tsy mandao
2- Izao tontolo izao, tsy azo hianteherana
Fa hazo boboka tsy fiankinana
Fa ny azo antoka sy hany fialofana
Dia lay Jesoa zay Tompo tokana
Refrain :...
A/C : RAZANABAHOAKA Henitsoa

--------
Lien: