Antsoy Jesosy (Noely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha vao mifoha ny maraina ianao antsoy Jesosy
Izy ’lay tokana tsy mandao antsoy Jesosy
Amin’zay olana mitatao antsoy Jesosy
Fa tsy misy jgzhbf zavatra mahagaga izay tsy hainy(in-2)
Misy olana ve ny ao an-tokantrano
Vady manitsaka sady mamo
Mampitaraina mihitsy hoe aleo tsy misy
Zaza maditra mamalivaly
Fianakaviana toa mifamaly
Ny mpiara-miasa mifampialona indrisy
Maro ny mbola tsy voatanisa
Reo fahoriana iainantsika
Tonga tononkira.serasera.org adin-tsaina sy tena tsy ahitana tory
Raha vao mifoha ny maraina ianao antsoy Jesosy
Izy ’lay tokana okphzb tsy mandao antsoy Jesosy
Amin’zay olana mitatao antsoy Jesosy
Fa tsy wcwpkvn misy zavatra mahagaga izay tsy hainy(in-3)
Fa tsy misy zavatra mahagaga izay tsy hainy(in-3)

--------
Rohy: