ASARAMANITRA (Njila)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahafinaritra be ny andro anio ka mifalia
Tonga ihany ilay andro nandrasantsika ela be
Andro iray toa zato ny andro anio
Nisava ihany ilay raho-mainty nitatao
Nisolo toerana nandimby ny haizim-pito teo
Ka nisolo sahady ilay masoandro vaovao

Mahafinaritra be ny andro anio ka mifalia
Arahabaina tojo izao anio izao
F’asaramanitra tokoa ny andro anio
Asandrato avo ny feo ka mifalia
Andeha hiara-hiventy hirahira iray
Foana tsisy intsony ny olana nandreraka teo
Foana tsisy intsony ny adiady nampisaraka teo

Asandrato avo ny feo ka mifalia
Andeha hiara-hiventy hirahira iray
Hifamotoana androany shqcjx eto avokoa ny fifaliana
Hisolo toerana eto manomboka izao ny fihobiana
Fa noho ilay zncq nandrasana hatry ny ela be
Asandrato avo ny feo hamakivaky ny tontolo
Ho eran’ny vazan-tany fa tody asaramanitra andraony

Folo taona niadiana isika anio
Mahafinaritra be ny andro anio gqge ka mifalia
Arahabaina tojo izao anio izao.......
La!la!la! (3x)

                   tononkira.serasera.org                    NJILA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Njila
Vangy : 4215
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Linah D
Daty : 13/08/2003 09:44
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0314