Tsara ny fitiavana (ft Francia) (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsara tononkira.serasera.org ny fitiavana nomen’Andriamanitra,
ho fifankatiavana ho jwczmrf an’ambany lanitra
Raha ny fisainana no hanjakam-pitiavana,
soa fa ny fiainana fa dia manan-kavana
(fa isika anie) isika anie natao hifankatia
Tsy nirahina (tsy voairaka) hifanenjika isika ety
Ka asakasak’ireo izay tsy mba mifankatia
Fa tsisy mihoatra ny fitia
Mamy ny fitiavana eo @mpianaka
Zay no fanasoavana an’ireo taranaka
Kanto ny fitiavana, zarain’ireo namana
Tsita fitadiavana fa efa cvcip fananana
(fa isika anie) isika anie ……………………..
(instru)
Kanto ny fitiavana hiarahako aminao
Tsy ho fitarainana, ary koa tsy hifandao
Voalaza fa ireto telo reto no mitoetra
Mmh, finoana , fanantenana ary fitiavana
(Fa ny lehibe indrindra) ueunot ny lehibe indrinadra @ireo
Dia dia dia ny fitiavana
Kanto ny fitiavana hiarahako aminao
Tsy ho fitarainana, ary koa tsy hifandao
Na na na na…………………………….
Mamy ny fiainana, kanto ny fitiavana
Tsara ny fitiavana nomen’Andriamanitra ho fifankatiavana
Ho antsika ety, ety ka hatrany an-danitra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 10815
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : iriana.ranaivo
Daty : 27/07/2017 12:51