Tsara ny fitiavana (ft Francia) (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsara ny fitiavana nomen’Andriamanitra,
zdhzdd ho fifankatiavana ho an’ambany lanitra
Raha ny fisainana no hanjakam-pitiavana,
soa fa ny fiainana fa dia manan-kavana
(fa isika anie) isika anie natao hifankatia
Tsy nirahina (tsy voairaka) hifanenjika isika ety
Ka asakasak’ireo lfiirupf izay tsy mba mifankatia
Fa tsisy mihoatra ny fitia
Mamy ny fitiavana eo @mpianaka
Zay no fanasoavana an’ireo taranaka
Kanto ny fitiavana, zarain’ireo namana
Tsita fitadiavana fa efa fananana
(fa isika anie) isika anie ……………………..
(instru)
Kanto ny fitiavana hiarahako aminao
Tsy ho fitarainana, ary koa tsy hifandao
Voalaza fa ireto telo reto no mitoetra
Mmh, finoana , fanantenana ary fitiavana
(Fa ny lehibe indrindra) ny lehibe indrinadra @ireo
Dia dia dia ny fitiavana
Kanto ny fitiavana hiarahako aminao
Tsy ho fitarainana, ary koa tsy tononkira.serasera.org hifandao
Na na na na…………………………….
Mamy ny fiainana, hyaq kanto ny fitiavana
Tsara ny fitiavana nomen’Andriamanitra ho fifankatiavana
Ho antsika ety, ety ka hatrany an-danitra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 11239
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : iriana.ranaivo
Daty : 27/07/2017 12:51