Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsara ny fitiavana (ft Francia) (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsara ny fitiavana nomen’Andriamanitra,
ho fifankatiavana ho an’ambany lanitra
Raha ny fisainana no hanjakam-pitiavana,
soa fa ny fiainana fa dia manan-kavana
(fa isika anie) isika anie natao hifankatia
Tsy nirahina (tsy voairaka) hifanenjika isika ety
Ka asakasak’ireo izay tsy mba mifankatia
Fa tsisy mihoatra ny fitia
Mamy ny fitiavana eo @mpianaka
Zay no fanasoavana an’ireo taranaka
Kanto ny fitiavana, zarain’ireo namana
Tsita fitadiavana fa efa fananana
(fa isika anie) isika anie ……………………..
(instru)
Kanto ny fitiavana hiarahako aminao
Tsy ho fitarainana, ary koa aols tsy hifandao
Voalaza fa ireto telo reto no mitoetra
Mmh, jpvavrgo finoana , fanantenana ary fitiavana
(Fa ny lehibe indrindra) ny lehibe indrinadra @ireo
Dia dia dia ny fitiavana
Kanto ny fitiavana hiarahako aminao
Tsy ho fitarainana, ary koa tsy hifandao
Na na na na…………………………….
Mamy ny fiainana, kanto ny fitiavana
Tsara ny fitiavana nomen’Andriamanitra ho fifankatiavana
Ho tononkira.serasera.org antsika ety, ety ka zxtnlaq hatrany an-danitra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NjakatianaHits : 11024
Likes : 1 Like
Created by : iriana.ranaivo
Date : 27/07/2017 12:51