Tantano aho (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainana raha dinihina
Angamba mety alamina
Hatsaraina ary hitondra soa
Hitondra ainga vao ka mba tononkira.serasera.org hampandry fo
Mbola ianao no hany finidiko
Handravaka ljbqpa ny androko
Manantena aho qytiqsdm fa ho fy
Ny fiainantsika ety haharitra doria
Tantano aho f'ianao no sitrako
Tantano aho fianao no tokiko
Tantano aho e !
Tantano n'aiza n'aiza wephixkx aleha
Angamba mety alamina
Hatsaraina ary hitondra soa
Hitondra ainga vao ka mba tononkira.serasera.org hampandry fo
Mbola ianao no hany finidiko
Handravaka ljbqpa ny androko
Manantena aho qytiqsdm fa ho fy
Ny fiainantsika ety haharitra doria
Tantano aho f'ianao no sitrako
Tantano aho fianao no tokiko
Tantano aho e !
Tantano n'aiza n'aiza wephixkx aleha
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 25191
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : zoubelou
Daty : 14/09/2012 16:19
