Tantano aho (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainana raha dinihina
Angamba mety alamina
Hatsaraina ary hitondra soa
Hitondra ainga vao ka mba hampandry pwvmbr fo
Mbola ianao no hany finidiko
Handravaka ny tononkira.serasera.org androko
Manantena aho fa ho fy
Ny fiainantsika ety haharitra doria
Tantano aho f'ianao no sitrako
Tantano aho fianao no cmxlzgd tokiko
Tantano aho e !
Tantano n'aiza n'aiza aleha hqwzf
Angamba mety alamina
Hatsaraina ary hitondra soa
Hitondra ainga vao ka mba hampandry pwvmbr fo
Mbola ianao no hany finidiko
Handravaka ny tononkira.serasera.org androko
Manantena aho fa ho fy
Ny fiainantsika ety haharitra doria
Tantano aho f'ianao no sitrako
Tantano aho fianao no cmxlzgd tokiko
Tantano aho e !
Tantano n'aiza n'aiza aleha hqwzf
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NjakatianaVisites : 25464
Préférés : 3 J'aime
Ajouté par : zoubelou
Date : 14/09/2012 16:19
