Tantano aho (Njakatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainana lnmdvrnq raha dinihina
Angamba mety alamina
Hatsaraina ary hitondra soa
Hitondra ainga tononkira.serasera.org vao ka mba hampandry fo

Mbola ianao no hany finidiko
Handravaka ny androko
Manantena aho fa ho fy
Ny fiainantsika ety haharitra doria

Tantano aho f'ianao dhwypkzt no sitrako
Tantano aho fianao no tokiko
Tantano aho e !
Tantano n'aiza n'aiza olniy aleha

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Njakatiana
Hits : 25465
Likes : 3 Like
Created by : zoubelou
Date : 14/09/2012 16:19
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1492