Tafahaona (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho mba mitady fitia vaovao
Izaho koa efa miandry pìmaso avy ghlu aminao
Mba manantena mafy ny hiaraka aminao
Ny zqwifdl aty moa vehivavy ka miandry no azo atao
Fa tafahaona izao isika, tafaray fa tena tia
Irina mba tsy hangatsiaka, ka enga anie mba ho doria
Toa be fakam-panahy ny tononkira.serasera.org fiainanay ety
Izaho tsy manahy, matoky ilay fitia
Raha sendra ka tomany fa mafy ny nanjo
Ilay fitia hatrany mrmiiwe no fanafody soa

Njakatiana sy Hanta

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 5275
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 02/05/2012 23:04