Tafahaona (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho mba mitady fitia vaovao
Izaho koa efa miandry pìmaso avy aminao
Mba manantena mafy ny hiaraka aminao
Ny aty moa vehivavy ka miandry no azo atao
Fa tafahaona izao isika, tafaray fa tena tia
Irina mba tsy hangatsiaka, ldbioq ka enga anie mba ho doria
Toa be fakam-panahy ny fiainanay ety
Izaho tsy manahy, fwusz matoky ilay tononkira.serasera.org fitia
Raha sendra ka tomany fa mafy ny iqdfnpti nanjo
Ilay fitia hatrany no fanafody soa

Irina mba tsy hangatsiaka, ka enga anie mba ho doria
Njakatiana sy Hanta

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NjakatianaHits : 5222
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 02/05/2012 23:04