Tafahaona (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho mba mitady fitia vaovao
Izaho koa efa miandry pìmaso avy aminao
Mba manantena mafy ny hiaraka aminao
Ny aty moa vehivavy ka miandry no azo atao
Fa tafahaona izao isika, tafaray fa tononkira.serasera.org tena tia
Irina mba tsy hangatsiaka, ka enga anie mba ho doria
Toa be fakam-panahy ny fiainanay lpyeb ety
Izaho tsy manahy, matoky ilay xxptqxw fitia
Raha sendra ka tomany fa mafy ny nanjo
Ilay fitia hatrany no fanafody soa
Fa tafahaona izao isika, tafaray fa tena tia
Irina mba tsy hangatsiaka, ka dorzvkg enga anie mba ho doria
Njakatiana sy Hanta

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NjakatianaVisites : 5277
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 02/05/2012 23:04