niova (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitady efa maro gypfkzfb loatra ny sigara laniko
Lanin’adin-tsaina aminao
Ny alina tsy ahitako tory koa
Miandry ny maraina ahitana anao, hmm
Mitady hirona amin’ny ratsy ity tenako efa lo
Amin’izay dia ho hadino ny ataonao
Nahoana re no simbana ny amintsika
Izaho mbola ampakana fy anao
Novainao ilay fifankatiavana
Novainao ilay wejhecds fifanarahana
Novainao novainao koa ny fianako ho kitoatoa
Dia ahoana indray fa ahoana qnvblrku kay.....
Vao tsy ela akory anefa ianao ilay tena tia
Ohatra ny mba hotohizinao tononkira.serasera.org
Tamin’ireny hitako fa mamery, hmm
Izaho mbola ampakana fy anao, ooo lalalai..... ooo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 1065
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tynede
Daty : 19/03/2025 12:37