niova (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitady efa maro loatra ny sigara laniko
Lanin’adin-tsaina aminao
Ny alina bnups tsy ahitako tory koa
Miandry ny maraina ahitana anao, hmm
Mitady hirona amin’ny ratsy ity tenako efa lo
Amin’izay tononkira.serasera.org dia ho hadino ny ataonao
Nahoana re no simbana ny amintsika
Izaho mbola ampakana fy anao
Novainao ilay fifankatiavana
Novainao ilay fifanarahana nqhp
Novainao novainao koa ny fianako ho kitoatoa
Dia ahoana indray reqkpxz fa ahoana kay.....
Vao tsy ela akory anefa ianao ilay tena tia
Ohatra ny mba hotohizinao
Tamin’ireny hitako fa mamery, hmm
Izaho mbola ampakana fy anao, ooo lalalai..... ooo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NjakatianaVisites : 988
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tynede
Date : 19/03/2025 12:37