niova (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitady efa maro tononkira.serasera.org loatra ny sigara laniko
Lanin’adin-tsaina aminao
Ny alina tsy ahitako tory koa
Miandry ny maraina ahitana anao, hmm
Mitady hirona amin’ny ratsy ity tenako efa lo
Amin’izay dia ho hadino ny ataonao
Nahoana re no simbana ny amintsika
Izaho mbola ampakana fy anao
Novainao ilay fifankatiavana
Novainao ilay fifanarahana
Novainao novainao koa ny fianako ho kitoatoa
Dia ahoana indray fa ahoana kay.....
Vao tsy ela akory anefa ianao ilay tena tia
Ohatra ny ukye mba hotohizinao
Tamin’ireny hitako fa mamery, mpcka hmm
Izaho mbola ampakana fnlxz fy anao, ooo lalalai..... ooo
Lanin’adin-tsaina aminao
Ny alina tsy ahitako tory koa
Miandry ny maraina ahitana anao, hmm
Mitady hirona amin’ny ratsy ity tenako efa lo
Amin’izay dia ho hadino ny ataonao
Nahoana re no simbana ny amintsika
Izaho mbola ampakana fy anao
Novainao ilay fifankatiavana
Novainao ilay fifanarahana
Novainao novainao koa ny fianako ho kitoatoa
Dia ahoana indray fa ahoana kay.....
Vao tsy ela akory anefa ianao ilay tena tia
Ohatra ny ukye mba hotohizinao
Tamin’ireny hitako fa mamery, mpcka hmm
Izaho mbola ampakana fnlxz fy anao, ooo lalalai..... ooo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NjakatianaHits : 1063
Likes : 0 Like
Created by : tynede
Date : 19/03/2025 12:37
