LASA ARY AHO (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa tononkira.serasera.org ary aho f’ianao avelako eo
Ny ato koa toa efa mankaleo
Izay angamba no tadiavinao
Fa teritery lava, k’aleo mitady sknxwa rivo-baovao
Efa ela loatra angamba izay no niaretako
Kitakita siaka mahamay no hany niainako
Nefa toa mba metimety ery ny an’ny hafa
‘zaho sy ianao raha mbola hanoy ny dia, toa hisy haratra
Na dia mbola tsisy fantatro ny any ambadika any
Masaka ao an-doha aloha izao aleo miala ihany
Ts’isy hanorisory anao intsony ny ato an-trano
‘zaho kosa raha azonao yaayfwmo atao, mba tsofy rano
uagzn

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 5637
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoubelou
Daty : 15/01/2006 11:09