LASA ARY AHO (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa ary zopnxf aho f’ianao avelako eo
Ny ato koa toa efa mankaleo
Izay angamba no tadiavinao
Fa teritery lava, tononkira.serasera.org k’aleo mitady rivo-baovao
Efa ela loatra angamba izay no niaretako
Kitakita siaka mahamay no hany niainako
Nefa toa mba metimety ery ny an’ny hafa
‘zaho sy ianao raha mbola hanoy ny dia, toa hisy haratra
Na dia mbola tsisy fantatro ny any ambadika any
Masaka ao an-doha aloha izao aleo miala urrho ihany
Ts’isy hanorisory anao intsony ynaqoi ny ato an-trano
‘zaho kosa raha azonao atao, mba tsofy rano

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NjakatianaHits : 5638
Likes : 0 Like
Created by : zoubelou
Date : 15/01/2006 11:09