Ampidiro aloha ny tenimiafina
LASA ARY AHO (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa ary aho f’ianao avelako eo
Ny ato koa toa efa mankaleo
Izay angamba no tadiavinao
Fa teritery lava, k’aleo mitady rivo-baovao
Efa ela loatra angamba izay no niaretako
Kitakita siaka mahamay no hany niainako
Nefa toa mba metimety ery ny an’ny hafa
‘zaho sy ianao raha mbola hanoy ny dia, toa tononkira.serasera.org hisy haratra
Na dia mbola tsisy fantatro ny any ambadika any
Masaka ao an-doha aloha izao aleo miala ihany
Ts’isy hanorisory anao intsony ny ato an-trano
‘zaho kosa sdnq raha azonao atao, mba eyunho tsofy hgohib rano

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NjakatianaVisites : 5528
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zoubelou
Date : 15/01/2006 11:09