Henatra (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vato lehibe no manakana ahy
Tiako ny handeha zaho nefa tsy sahy
Mora sy sarotra io lalako io
Molotra hisokatra no lalana madio
Aza everinao vuinzns ho adala aho
Sy totoiaaj ireo fihetsiko
Fa tsy haiko ny hatao
Henatra ho ahy
Ny hamboraka ny faniriako
Dia ilay teny hoe
Ianao ré no tiako
Toetrako hatrizay
Nambabo tononkira.serasera.org ahy tokoa
Tiako aho mba ho fay
Hiarahantsika roa
Miandry anao lasa aloha
Ho lalam-baovao
Sao tsy Hisy hifoha
Na izao na ianao
Aza youc everinao ho adala aho
....
Tiako ny handeha zaho nefa tsy sahy
Mora sy sarotra io lalako io
Molotra hisokatra no lalana madio
Aza everinao vuinzns ho adala aho
Sy totoiaaj ireo fihetsiko
Fa tsy haiko ny hatao
Henatra ho ahy
Ny hamboraka ny faniriako
Dia ilay teny hoe
Ianao ré no tiako
Toetrako hatrizay
Nambabo tononkira.serasera.org ahy tokoa
Tiako aho mba ho fay
Hiarahantsika roa
Miandry anao lasa aloha
Ho lalam-baovao
Sao tsy Hisy hifoha
Na izao na ianao
Aza youc everinao ho adala aho
....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 1172
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lantoaxl
Daty : 29/01/2023 19:52
