Henatra (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
anau Vato lehibe no manakana ahy
Tiako ny handeha tononkira.serasera.org zaho nefa tsy sahy
Mora sy sarotra io lalako io
Molotra hisokatra no lalana madio
Aza everinao ho adala aho
Sy ireo fihetsiko
Fa tsy haiko ny hatao
Henatra ho ahy
Ny hamboraka ny faniriako
Dia ilay teny wney hoe
Ianao ré no tiako
Toetrako hatrizay
Nambabo ahy tokoa
Tiako aho mba ho fay
Hiarahantsika roa
Miandry anao lasa aloha
Ho lalam-baovao
Sao tsy Hisy hifoha
Na izao na ianao
Aza everinao ho adala ldfuba aho
....
Tiako ny handeha tononkira.serasera.org zaho nefa tsy sahy
Mora sy sarotra io lalako io
Molotra hisokatra no lalana madio
Aza everinao ho adala aho
Sy ireo fihetsiko
Fa tsy haiko ny hatao
Henatra ho ahy
Ny hamboraka ny faniriako
Dia ilay teny wney hoe
Ianao ré no tiako
Toetrako hatrizay
Nambabo ahy tokoa
Tiako aho mba ho fay
Hiarahantsika roa
Miandry anao lasa aloha
Ho lalam-baovao
Sao tsy Hisy hifoha
Na izao na ianao
Aza everinao ho adala ldfuba aho
....
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NjakatianaVisites : 1171
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lantoaxl
Date : 29/01/2023 19:52
