Henatra (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vato lehibe no manakana ahyTiako ny handeha zaho nefa tsy sahy
Mora sy sarotra io lalako io
Molotra hisokatra no lalana madio
Aza everinao ho adala aho
Sy ireo fihetsiko
Fa tsy haiko ny hatao
Henatra ho ahy
Ny hamboraka ny faniriako
Dia ilay teny hoe
Ianao ré no tiako
Toetrako hatrizay
Nambabo ahy tokoa
Tiako aho mba ho fay
Hiarahantsika roa
Miandry anao lasa aloha
Ho lalam-baovao
Sao tsy Hisy hifoha
Na izao na ianao
Aza everinao ho adala aho
....
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NjakatianaHits : 554
Likes : 0 Like
Created by : lantoaxl
Date : 29/01/2023 19:52