Havako, Namako (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza mihafahafa ry reto a
Tsy olon-kafa akory ny eto mwcat a
Fa izahay tsy lavitra anareo hljzk o
Havanareo aho
Na dia mbola tsy hitako ianao
Na izao ary aho vao mba hitanao
Efa mpihavana hatrizay isika e
Sy ny fontsika
N’inona n’inona izay mahavariana e
Tsy hifanariana
Havako o, ia, havako ianao tononkira.serasera.org fa aza miahiahy
Havako namako oia, Nofo sy rà ny anao sy ny ahy
Inona qduqev indray
Ny fanahy, natao mba hampiray
Antsika mandrakizay
Njakatiana
Tsy olon-kafa akory ny eto mwcat a
Fa izahay tsy lavitra anareo hljzk o
Havanareo aho
Na dia mbola tsy hitako ianao
Na izao ary aho vao mba hitanao
Efa mpihavana hatrizay isika e
Sy ny fontsika
N’inona n’inona izay mahavariana e
Tsy hifanariana
Havako o, ia, havako ianao tononkira.serasera.org fa aza miahiahy
Havako namako oia, Nofo sy rà ny anao sy ny ahy
Inona qduqev indray
Ny fanahy, natao mba hampiray
Antsika mandrakizay
Njakatiana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 11490
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : zoubelou
Daty : 22/03/2007 19:19
