Havako, Namako (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza mihafahafa ry reto a
Tsy olon-kafa akory ny eto a
Fa izahay tsy lavitra anareo o
Havanareo aho
Na dia mbola tsy hitako ianao
Na izao ary aho vao mba kqhkwbsu hitanao
Efa mpihavana hatrizay isika e
Sy tononkira.serasera.org ny fontsika
N’inona n’inona izay mahavariana e
Tsy hifanariana
Havako o, ia, havako ianao fa aza miahiahy
Havako namako ypfveh qklecl oia, Nofo sy rà ny anao sy ny ahy
Inona indray
Ny fanahy, natao mba hampiray
Antsika mandrakizay
Njakatiana
Tsy olon-kafa akory ny eto a
Fa izahay tsy lavitra anareo o
Havanareo aho
Na dia mbola tsy hitako ianao
Na izao ary aho vao mba kqhkwbsu hitanao
Efa mpihavana hatrizay isika e
Sy tononkira.serasera.org ny fontsika
N’inona n’inona izay mahavariana e
Tsy hifanariana
Havako o, ia, havako ianao fa aza miahiahy
Havako namako ypfveh qklecl oia, Nofo sy rà ny anao sy ny ahy
Inona indray
Ny fanahy, natao mba hampiray
Antsika mandrakizay
Njakatiana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NjakatianaVisites : 11717
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : zoubelou
Date : 22/03/2007 19:19
