Aza ivakiana loha (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitako ianao fa miezaka ny hanaja tena
Tsisy ny maharatsy izany
Toa mangididy nefa toa mihenahena
Sao mba handaigna nihafarany
Ianao mitsinjaka, mihetsi-batana
Manalazy koa tononkira.serasera.org ve mbola fahotana
Raha dsfniua mifaly sy mody mifety ianao
Adala izay saro-piaro aminao
Aza ivakiana loha,
Izay eritreritrao sy any ho yjltya any e!
Aza ivakiana loha,
Rehefa mandry ny efbyfrqj sainao
Aza ivakiana loha,
Ataovy aloha izay mahafalifaly
Aza mba mamaky loha
Tsisy ny maharatsy izany
Toa mangididy nefa toa mihenahena
Sao mba handaigna nihafarany
Ianao mitsinjaka, mihetsi-batana
Manalazy koa tononkira.serasera.org ve mbola fahotana
Raha dsfniua mifaly sy mody mifety ianao
Adala izay saro-piaro aminao
Aza ivakiana loha,
Izay eritreritrao sy any ho yjltya any e!
Aza ivakiana loha,
Rehefa mandry ny efbyfrqj sainao
Aza ivakiana loha,
Ataovy aloha izay mahafalifaly
Aza mba mamaky loha
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 4810
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : deraxratsima
Daty : 10/11/2016 12:46
