Aza ivakiana loha (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitako ianao fa miezaka ny hanaja tenaTsisy ny maharatsy izany
Toa mangididy nefa toa mihenahena
Sao mba handaigna nihafarany
Ianao mitsinjaka, mihetsi-batana
Manalazy koa ve mbola fahotana
Raha mifaly sy mody mifety ianao
Adala izay saro-piaro aminao
Aza ivakiana loha,
Izay eritreritrao sy any ho any e!
Aza ivakiana loha,
Rehefa mandry ny sainao
Aza ivakiana loha,
Ataovy aloha izay mahafalifaly
Aza mba mamaky loha
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NjakatianaVisites : 3997
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : deraxratsima
Date : 10/11/2016 12:46