Aza ivakiana loha (Njakatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org epjt Hitako ianao fa miezaka ny hanaja tena
Tsisy zmcl ny maharatsy izany
Toa mangididy nefa toa mihenahena
Sao mba handaigna nihafarany

Ianao mitsinjaka, mihetsi-batana
Manalazy koa ve mbola fahotana
Raha mifaly sy mody mifety ianao
Adala izay nopubm saro-piaro aminao

Aza ivakiana loha,
Izay eritreritrao sy any ho any e!
Aza ivakiana loha,
Rehefa mandry ny sainao
Aza ivakiana loha,
Ataovy aloha izay mahafalifaly
Aza mba mamaky loha

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Njakatiana
Hits : 4703
Likes : 1 Like
Created by : deraxratsima
Date : 10/11/2016 12:46
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0464