Tsara indrindra (New Hope Choir)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao tontolo izao
Miankohoka Aminao
Fa tsara indrindra Ianao
Ny olona rehetra hanandratra Anao
Mendrika Anao mvwctk ihany
Réf:
Faly e! dwquiwit Mankalaza Anao 'zahay
Faly e! Midera anao ry Ray
Fa lehibe ny voninahitrao
Faly e! Fiderana tononkira.serasera.org no atao
Fa tonga izahay e
Te hidera, te hilaza ny hatsaranao
Te hanambara fa tsisy ny toa Anao tety
F'Ianao nlndjdn irery no afaka hitokisana ry Ray
Miankohoka Aminao
Fa tsara indrindra Ianao
Ny olona rehetra hanandratra Anao
Mendrika Anao mvwctk ihany
Réf:
Faly e! dwquiwit Mankalaza Anao 'zahay
Faly e! Midera anao ry Ray
Fa lehibe ny voninahitrao
Faly e! Fiderana tononkira.serasera.org no atao
Fa tonga izahay e
Te hidera, te hilaza ny hatsaranao
Te hanambara fa tsisy ny toa Anao tety
F'Ianao nlndjdn irery no afaka hitokisana ry Ray
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : New Hope ChoirVisites : 982
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : MandresyKely
Date : 28/07/2024 18:37
