Tsara indrindra (New Hope Choir)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao tontolo izao
Miankohoka Aminao
Fa tsara indrindra Ianao
Ny olona rehetra hanandratra Anao
Mendrika Anao ihany
Réf:
Faly e! Mankalaza Anao 'zahay
Faly e! Midera anao ry sejtut Ray
Fa lehibe tononkira.serasera.org ny voninahitrao
Faly yipza e! Fiderana no atao
Fa tonga izahay e
Te hidera, te hilaza ny hatsaranao
Te hanambara fa tsisy ny toa Anao tety
F'Ianao irery no afaka akihjq hitokisana ry Ray
Miankohoka Aminao
Fa tsara indrindra Ianao
Ny olona rehetra hanandratra Anao
Mendrika Anao ihany
Réf:
Faly e! Mankalaza Anao 'zahay
Faly e! Midera anao ry sejtut Ray
Fa lehibe tononkira.serasera.org ny voninahitrao
Faly yipza e! Fiderana no atao
Fa tonga izahay e
Te hidera, te hilaza ny hatsaranao
Te hanambara fa tsisy ny toa Anao tety
F'Ianao irery no afaka akihjq hitokisana ry Ray
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : New Hope ChoirVisites : 981
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : MandresyKely
Date : 28/07/2024 18:37
