Tsara indrindra (New Hope Choir)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao agvweod tontolo izao
Miankohoka Aminao
Fa tsara indrindra Ianao
Ny olona rehetra hanandratra Anao
Mendrika Anao ihany
Réf:
Faly e! Mankalaza Anao 'zahay
Faly e! Midera anao ry Ray
Fa lehibe ny voninahitrao
Faly e! Fiderana no atao
Fa tonga izahay e
Te bythmbf hidera, te hilaza ny hatsaranao
Te tononkira.serasera.org hanambara fa tsisy ny toa Anao tety
F'Ianao irery no afaka hitokisana ry qdibwh Ray
Miankohoka Aminao
Fa tsara indrindra Ianao
Ny olona rehetra hanandratra Anao
Mendrika Anao ihany
Réf:
Faly e! Mankalaza Anao 'zahay
Faly e! Midera anao ry Ray
Fa lehibe ny voninahitrao
Faly e! Fiderana no atao
Fa tonga izahay e
Te bythmbf hidera, te hilaza ny hatsaranao
Te tononkira.serasera.org hanambara fa tsisy ny toa Anao tety
F'Ianao irery no afaka hitokisana ry qdibwh Ray
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : New Hope ChoirHits : 983
Likes : 0 Like
Created by : MandresyKely
Date : 28/07/2024 18:37
