Hay ve (Narisoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hay ve ny fitia mety miova, manam-petra koa
Tsy nosainiko, fa nataoko sy nohajaiko hatrizay
Efa sitrakao ny handao, mandehana mahita re qymo ny soa
Fa sanatria izaho tsy hitomany anao
Hatry ny elabe no efa nilazako taminao
Fa io fitiavana io, mandra-maty anie fa tsy mba lalao
Nefa sitrakao ny handao, tsofin-drano mahita re ny tianao
Raha toa anao, sanatria tsy very anjara ety
( intermède musical )
Sao noheverinao fa tsy tsapako hatry ny ela fa...
Ny fitiavanao, izce mbola tia kanefa izrb koa te hilalao
Koa izay sitrakao atao, fa ny aty tsy mitaraina tsy mitalaho
Masina re, fa mora ny hanadino anao
( modulation 1 tononkira.serasera.org ton )
Hay ve rehefa tia dia noheverinao fa resy koa
Ka sahinao natao ny nanitsak’ireo dina soa hatrizay
Koa efa sitrakao ny handao, soava dia
Tsy omena tsiny raha tsy tamana
F’izaho anie, efa leo raha izay fitiavanao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NarisoaVangy : 3187
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : RAZAFINDRANAIVO Harilala
Daty : 23/09/2003 10:02