N'aiza n'aiza misy ahy (Narisoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N’aiza n’aiza misy xlsl ahy
N’aiza n’aiza misy ahy
Tononkira no ho eto am-bavako
Tsikitsikin-jazakely no handravaka ny tononkira.serasera.org tavako.
Ka na zovy no handrafy
N’iza n’iza hampimalo
Ny fianako rehetra
Hofenoiko kalokalo.
Tsy mba vola cusxpezi na harena
No nangoniko, nangoniko etoana
Na karazan-drendrarendra
Mora simba, mora simba mora foana
Eny na dia lasana aho
Noho ny tany fandalovana
Mety hisy alahelo @ androm-pahatsiarovana
Ka indreto tononkira
Raha sendra manina ahy
No ataovy ambany maso
Hampitsiky ny fanany
Fa karazam-betsovetso
No hapetrako, hapetrako etoana
Hampiray hatrany hatrany
Ireo taranaka, taranaka gghlhis handova
Eny na dia lasana aho ....
N’aiza n’aiza misy ahy
Tononkira no ho eto am-bavako
Tsikitsikin-jazakely no handravaka ny tononkira.serasera.org tavako.
Ka na zovy no handrafy
N’iza n’iza hampimalo
Ny fianako rehetra
Hofenoiko kalokalo.
Tsy mba vola cusxpezi na harena
No nangoniko, nangoniko etoana
Na karazan-drendrarendra
Mora simba, mora simba mora foana
Eny na dia lasana aho
Noho ny tany fandalovana
Mety hisy alahelo @ androm-pahatsiarovana
Ka indreto tononkira
Raha sendra manina ahy
No ataovy ambany maso
Hampitsiky ny fanany
Fa karazam-betsovetso
No hapetrako, hapetrako etoana
Hampiray hatrany hatrany
Ireo taranaka, taranaka gghlhis handova
Eny na dia lasana aho ....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NarisoaVangy : 7601
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Daty : 07/03/2004 12:44
