NY HIRANTSIKA (Narisoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro ihany irony hira efa niseho
Samy manana ny tonony sy feo
Ao ireo mitory fijaliana
Ao ireo milaza fifaliana
Ireo bkll milaza filaza fifaliana
Ireny rehetra ireny raha arahi-mozika
Dia mamoaka tononkira.serasera.org hira ankafinzin-tsika
Nefa tsy hita akory dia injay
Nefa tsy hita akory dia injay
Mora adino mora lefy toa tsy hay
Fa ny hirantsika kosa mbola hafa
Tsisy feony ka tsy hain’olon-kafa
Ny ato am-poko no lialhmkh mikalo sy miritsoka
Ny masonao izay hiantefany dia fekxw ho ditsoka
Ny hirantsika tsy ho adino tsy ho lefy
Na dia tafasaraka aza tsy voafefy
Fa toa kofehy mampitohy lalandava
Ka tsy afaka ao am-po sy eo am-bava
Samy manana ny tonony sy feo
Ao ireo mitory fijaliana
Ao ireo milaza fifaliana
Ireo bkll milaza filaza fifaliana
Ireny rehetra ireny raha arahi-mozika
Dia mamoaka tononkira.serasera.org hira ankafinzin-tsika
Nefa tsy hita akory dia injay
Nefa tsy hita akory dia injay
Mora adino mora lefy toa tsy hay
Fa ny hirantsika kosa mbola hafa
Tsisy feony ka tsy hain’olon-kafa
Ny ato am-poko no lialhmkh mikalo sy miritsoka
Ny masonao izay hiantefany dia fekxw ho ditsoka
Ny hirantsika tsy ho adino tsy ho lefy
Na dia tafasaraka aza tsy voafefy
Fa toa kofehy mampitohy lalandava
Ka tsy afaka ao am-po sy eo am-bava
--------
Rohy:
