Vokatry ny foko (Mr Sayda (Misié Sayda))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Betsaka awsxr mihitsy ekeko ny tsara mihoatra anao
Fa tsy hoe izay manana ny tsara dia manana ohatra anao
Tsy hoe ny hatsaran-tarehy qolaot ihany fa ny hatsaram-panahy koa
No tena nitiavako anao iny
Izaho koa nefa toa anao ihany firifiry moa ny adalako
Nefa kosa tsy nampihemotra anao izany
Efa fantatrao, efa hatramin'ny ela
Fa raha mbola misy fitiavana iray tavela
Vokatry ny foko fa tsy noterena
Dia omeko anao izy fa mba mitenena
Izay ao amponao ao mba tiako ho ekena
Mba tiako hinoana, mba tononkira.serasera.org tiako hojerena
Amin'ny masoko izay mijery anao eto anio izao
Dia mahatsiaro antsika roa kely vao niaraka iray nadika
Ilay bokin'ny tantarantsika moa impiry navadibadika
Hitety an'i Madagasikara
Hitety an'izao tontolo izao
Peho ny dimy dia ndao ry malala ô
Dia hiaraka hanoratra tantara
Hoarahan'ny dimby sy ny fara
Mandra-pikaton'ilay bokintsika ô
Efa fantatrao, efa hatramin'ny ela
Fa raha mbola misy fitiavana iray tavela
Vokatry ny foko fa tsy noterena
Dia omeko anao izy fa loyqcjvz mba mitenena
Izay ao amponao ao mba tiako ho ekena
Mba tiako hinoana, mba tiako hojerena

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mr Sayda (Misié Sayda)Vangy : 17492
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 13/02/2021 23:01