Kiala Sariaka (Mr Sayda (Misié Sayda))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena reveko oa ianao ry Sariaka
Hialako ny toetran'aliaka
Izay omenao ahy hifalifaliako
Raha manaiky ianao tou dia vadiako... (x4)
Sariaka no ahafatarako azy
Kozy an
Aleo anie hitantarako azy
Zahay mpiara miavavaka rehefa alahady
Izy Celibataire fa tsy manambady
Dia mba miodiody aminazy ny bandy
Nefa izy tsy manaiky e
Izy mangalapijery @dada
Sariaka koboko taraiky e
Bridge:
Fa efa nanaovako ankanjo vaovao e
Mibika tralalala
Haiko anie fa tafalatsaka ianao e
Nefa mody tsy talala ahy
Tena mody tsy talala ahy
Esy e ry malala aaa
Mody tsy talala ahy
Esy e ry malala aaa
Tena reveko oa ianao ry Sariaka
Hialako ny toetran'alika
Izay omenao ana ifalifaliako
Raha manaiky ianao tou dia vadiako
Ref:
ZESTIAVAKO MIHINTSY @AKAMA Ô
RAHA SARIAKA NO LASA HOE MADAMA Ô (x2)
Eh!!! Zah tena tia
Kiala Sariaka avia tena aty!!!
(Tsy leee hahahaha)
Inona ty ataonao ty??
Toa miavonavona anay mpankafy?
Fa hoatao bisous @ lela ary ve
Sa hanangonana harena ary ve
Hampirevena Samoela ary ve
Fa zay gambany izy vao hanaiky eee
Fa tena alaiko amin'ny dadanao e
Halaiko amin'ny mamanao o (x2)
Bridge:
Fa efa nanaovako ankanjo vaovao e
Mibika tralalala
Haiko anie fa tafalatsaka ianao e
Nefa mody tsy talala ahy
Tena mody tsy talala ahy
Esy e ry malala aaa
Mody tsy talala ahy
Esy e ry malala aaa
Tena reveko oa ianao ry Sariaka
Hialako ny toetran'alika
Izay omenao ana ifalifaliako
Raha manaiky ianao tou dia vadiako
Ref:
ZESTIAVAKO MIHINTSY @AKAMA Ô
RAHA SARIAKA NO LASA HOE MADAMA Ô (x2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mr Sayda (Misié Sayda)
Vangy : 8651
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : tony ral's uchiwa
Daty : 14/06/2017 21:45
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2087