Fiainam-baovao (Mr Sayda (Misié Sayda))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa ela nandehandeha teny
Rehefa ela niainana irery
Efa ela ka tonga saina ihany
Dia rehefa irery aho malemy

Eny izaho sy ianao tsisy anjely
F'efa mifankahay tsianjery
Efa mifankahay ny sakay
Sy ny hamamian'ny tantely

Ka hoy aho hoe
Raha toa ianao ka d'accord oh
Amin'izay rehetra par rapport oh
Miadiady ny saropiaro vhgctr oh
Dia ndao ary atao

Zah jerena d'efa manga
Ny lanitra rehetra zay mitranga tononkira.serasera.org
Amin'ny fiainana tsisy hoe sambasamba

Hazony ny fotoana hitazomako anao
Androany bfqxgtch oa tsika roa kosa fiainam-baovao
Izay rehetra irian'ny fonao hanantenao zao
Omeo ny tananao ho an'ahy ka tonga dia ndao

Malala be dongidongy
Malala be longilongy
Be loatra ilay fitiavako anao
Ka na ny foko aza tsy omby
Mba hiezaka aho anio kosa
Hijoro aho fa tsy ho kanosa
Hanaporofoiko fa izay lazaiko anao
Dia tsy maintsy ho tontosa
Ka hoy aho hoe
Raha toa ianao mbola mino oh
Dia ny masoko banjino oh
Ny sainao koa alamino
Ndao dryf andramana eh
Fa ianao ho alaiko vady eh
Hanandratako ilay voady eh
Hamaritako ny ho avy ianao

Hazony ny fotoana itazomako anao
Androany oa tsika roa kosa fiainam-baovao
Izay rehetra irian'ny fonao hanantenao zao
Omeo ny tananao ho an'ahy ka tonga dia ndao

Afakafaka hono aho hoe mahita
Endrika iray izay tena sariaka
Asa iza no afaka handika
Hanazava amin'ahy iray minitra
Ny fotoana ve afaka hazoniko?
Ny inspirako rehetra nangoniko
Dia ny anaranao koa no ho tononiko
Manao hoe :

Hazony ny fotoana itazomako anao
Androany oa tsika roa kosa fiainam-baovao
Izay rehetra irian'ny fonao hanantenao zao
Omeo ny tananao ho an'ahy ka tonga dia ndao (x2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mr Sayda (Misié Sayda)
Vangy : 22
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ToukyBoutta
Daty : 08/11/2026 18:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1166