Bavy (Mr Sayda (Misié Sayda))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na tsy nilaza ianao oa efa fantatro
Efa tsapako Efa takatro
Sipa ianao fa za koa anie oa Mec e
Mbola hoavy ny anjara fa aza maika e
Fa tsy ny fotsy no forcenao ho mainty e
Ouzy ny atagny atagnana hoe Tsa mety e
Marina hoe mandeha ny mandeha ... Mandeha
Ny accelerateur anao lasa manitsaka be
Asivo retrograde ... Sipa anie enao fa tsy bandy
Sprinter mavesatra ary mivarina any ankady e
Raisiko ho toy ny anabavy... Hanaovako azafady
Mba mananatra anao za fa tsy hoe mavandy

Oh bavy e...oh bavy e...oh bavy e

Sao tifiriny eny ampanidinana eny e
Fa milalao flesy doro akia ny jiolamboto amzao
Oh mba fahotana mafaty anie ry Neny e
Sao hienjera avy eny ambony be ka haratra eo ianao

Fomban'ny jiolahimboto ny mody mitomany
Tsy fantatrao izay tena any antsainy any
Raha vao ianao manaiky mitsilany
D'efa sakafo any anaty vilaniny a
Kozy e
Mivantana lay kozy fa mamelà
Kopy agamba bavy fa zah lehilahy
Zay mankarary anao dia lasa mamely ahy
Mandehana moramora neny a
Fefa nahita fiainana ny zokinao ye
Raha zay fahafinaretana tsy avoky anao ya
Ataovy tsara hidy aloha ny bokinao ye
Tsy tranombokimpirenena akory ny vatanao ya
Tiako ianao any aoriana anambady e
Fa tsy hitomany dia anozona bandy e
Tiako ianao ho fitaratr'ireo zandry
Hoe tsy mba nahafaty antoka ny niandry
Ny adalan'ny hafa no iomehazana
Fa ny adalan'ny tena tafiana lamba

Oh bavy e...oh bavy e...oh bavy e

Sao tifiriny eny ampanidinana eny e
Fa milalao flesy doro akia ny jiolamboto amzao
Oh mba fahotana mafaty anie ry Neny e
Sao hienjera avy eny ambony be ka haratra eo ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mr Sayda (Misié Sayda)
Vangy : 9063
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 02/09/2018 18:03
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0726