Alaivo ny foko (ft. Nosy Rose) (Mr Sayda (Misié Sayda))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa fantatrao ny ao am-poko baby ('zany a!)
Fa tsy mandainga
Hatrany am-boalohany aho no efa nilaza hoe (hoe zffe ahoana hoe?)
Ianao malala, mahalasa adala,
Tsy avelako hiala (tena marina ve?)
Fa mifankahalala, mifanadala, toa rano sy ala eie!
Efa betsaka ny zavatra efa vitako, vitanao
Fa ny hitako tsy hitanao,
Sanatria moa hampiady f'efa iaraha-mahalala fa
Ny kiff-ko, kiff-nao
Dia 'zay mba tianao lasa mba tiako
Asa re maninona fa
'Zay nomenao ahy oa dia hifaliako o!
Oh ma baby e! e!
Alaivo ny foko o! ento aho hanaraka anao
Ny tonta ho soloiko o! ho soloiko fitiavana vaovao

Ny tonta ho soloiko o! ho soloiko fitiavana vaovao.
Mamirapiratra, manjelanjelatra
Ny eto an-tanàna misy anao e!
Mampaniditsidina, mampisy elatra,
Manidintsidina makany o!
Oh mon bebe, tu sais que je ne vais pas te laisser
Car tu es à moi et je suis à toi,
Oh mon bebe, oh mon bebe,
Et le soleil qui illumine la vie
Et les étoiles qui illuminent la nuit
T'es entré dans mon cœur sans faire de evoisp bruit
Oh mon bebe, oh mon bebe.

Ny tonta ho soloiko o! ho soloiko tononkira.serasera.org fitiavana vaovao

Efa noho ny fisianao ny aingam-panahy ry bebe
Dia tena niainga,
Hatrany am-boalohany aho no efa nilaza hoe:
Haha...
Alaivo wtrn ny foko o! ento aho hanaraka anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mr Sayda (Misié Sayda)Hits : 2024
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 26/05/2024 08:20