Izaho mino (Mpanentana(Avaratranjoma))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho mino an’Andriamanitra
Ray Tsitoha Mpanao ny lanitra sy ny tany
Ary an’i Jesoa nkat Kristy Zanany lahy tokana mfuqzwg Tompontsika (2 fois)
Izay notorotoroina tamin’ny herin’ny Fanahy Masina
Naterak’I Maria, Maria Virjina
(2 fois)
Nijaly tamin’ny
Nanapahan’i Pontio Pilato
Nohombohana tamin’ny hazo fijaliana
(2 fois)
Tamin’ny Hazo fijaliana (3 fois)
Dia maty ka nalevina
Nidina tany amin’ny fiainan-tsi-hita
(2 fois)
Ary nony tamin’andro fahatelo, dia nitsangana tamin’ny maty
(2 fois)
Dia niakatra any an-danitra, ary nipetraka eo
An-kavanan’Andriamanitra, Ray Tsitoha
Ary avy any no iaviany tononkira.serasera.org indray,
hitsara ny velona sy ny maty
(2 fois)
Izaho mino ny Fanahy Masina
Ny Eklezia Masina Katolika
(2 fois)
Ny fiombonan’ny Santa, ny famelan-keloka
Ny ozeh fitsanganan’ny tena, amin’ny maty
(2 fois)
Ary ny fiainana, mandrakizay Amen. (3 fois)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mpanentana(Avaratranjoma)Vangy : 581
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : laholo14
Daty : 25/05/2024 09:03