Izaho mino (Mpanentana(Avaratranjoma))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho mino an’Andriamanitra
Ray Tsitoha Mpanao ny lanitra sy ny tany
Ary an’i Jesoa Kristy Zanany lahy tokana Tompontsika (2 fois)
Izay notorotoroina tamin’ny herin’ny Fanahy Masina
Naterak’I Maria, Maria Virjina
(2 fois)
Nijaly tamin’ny
Nanapahan’i Pontio Pilato
Nohombohana tamin’ny hazo tononkira.serasera.org fijaliana
(2 fois)
Tamin’ny Hazo fijaliana (3 fois)
Dia maty ka nalevina
Nidina tany amin’ny fiainan-tsi-hita
(2 fois)
Ary nony tamin’andro fahatelo, dia nitsangana tamin’ny maty
(2 fois)
Dia niakatra any an-danitra, ary nipetraka eo
An-kavanan’Andriamanitra, Ray Tsitoha
Ary avy hmdpiu any no iaviany indray,
hitsara ny velona sy ny maty
(2 fois)
Izaho mino ny Fanahy Masina
Ny Eklezia Masina Katolika
(2 fois)
Ny fiombonan’ny Santa, ny famelan-keloka
Ny ggnijd lwfjcis fitsanganan’ny tena, amin’ny maty
(2 fois)
Ary ny fiainana, mandrakizay Amen. (3 fois)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mpanentana(Avaratranjoma)Visites : 526
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : laholo14
Date : 25/05/2024 09:03