Ahinjiro (Mpanentana(Avaratranjoma))

https://tononkira.serasera.org/hira/mpanentanaavaratranjoma/ahinjiro

Ahinjiro avy any ambony ny tananao
Afaho aho ka vonjeo
Ny feoko no hitarainako
Sy hifonako Aminao

Faingana hamonjy ahy
FaiTsiky dia ampyngana hanampy
Jehovah ô! Mba mitalaho
Jehovah ô! Valio aho

Afeno eo ambany elatrao aho
Mba hitoetra amim-piadanana
lanao no tokiko
lanao no andriko

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Mpanentana(Avaratranjoma)
Mpamaky : 111
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : lah'fahtra
Tamin'ny : 07/04/2021 20:17:05
ID : 13421

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo