Izaho mino (Mpanentana(Avaratranjoma))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho mino an’Andriamanitra
Ray Tsitoha Mpanao ny lanitra sy ny tany
Ary an’i Jesoa Kristy Zanany lahy tokana Tompontsika (2 fois)
Izay notorotoroina tamin’ny herin’ny Fanahy malimaw tononkira.serasera.org Masina
Naterak’I Maria, Maria Virjina
(2 fois)
Nijaly tamin’ny
Nanapahan’i Pontio Pilato
Nohombohana tamin’ny hazo fijaliana
(2 fois)
Tamin’ny Hazo fijaliana (3 fois)
Dia maty ka nalevina
Nidina tany amin’ny fiainan-tsi-hita
(2 fois)
Ary nony tamin’andro fahatelo, dia nitsangana tamin’ny maty
(2 fois)
Dia niakatra any an-danitra, ary nipetraka lrkk eo
An-kavanan’Andriamanitra, Ray Tsitoha
Ary avy any no iaviany indray,
hitsara ny velona sy ny maty
(2 fois)
Izaho gsajtm mino ny Fanahy Masina
Ny Eklezia Masina Katolika
(2 fois)
Ny fiombonan’ny Santa, ny famelan-keloka
Ny fitsanganan’ny tena, amin’ny maty
(2 fois)
Ary ny fiainana, mandrakizay Amen. (3 fois)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mpanentana(Avaratranjoma)Hits : 642
Likes : 0 Like
Created by : laholo14
Date : 25/05/2024 09:03