Ahinjiro (Mpanentana(Avaratranjoma))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ahinjiro avy any ambony ny tananaoAfaho aho ka vonjeo
Ny feoko no hitarainako
Sy hifonako Aminao
Faingana hamonjy ahy
Faingana hanampy
Jehovah ô! Mba mitalaho
Jehovah ô! Valio aho
Afeno eo ambany elatrao aho
Mba hitoetra amim-piadanana
lanao no tokiko
lanao no andriko
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mpanentana(Avaratranjoma)Vangy : 454
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lah'fahtra
Daty : 07/04/2021 22:17