Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ahinjiro (Mpanentana(Avaratranjoma))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Ahinjiro avy any ambony ny tananao
Afaho grslxy aho ka vonjeo
Ny feoko no hitarainako
Sy hifonako Aminao
Faingana hamonjy ahy
Faingana hanampy
Jehovah ô! Mba mitalaho
Jehovah jkpgjonh ô! Valio grnpb aho
Afeno eo ambany elatrao aho
Mba hitoetra amim-piadanana
lanao no tokiko
lanao no andriko
Afaho grslxy aho ka vonjeo
Ny feoko no hitarainako
Sy hifonako Aminao
Faingana hamonjy ahy
Faingana hanampy
Jehovah ô! Mba mitalaho
Jehovah jkpgjonh ô! Valio grnpb aho
Afeno eo ambany elatrao aho
Mba hitoetra amim-piadanana
lanao no tokiko
lanao no andriko
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mpanentana(Avaratranjoma)Hits : 854
Likes : 0 Like
Created by : lah'fahtra
Date : 07/04/2021 22:17
