Ahinjiro (Mpanentana(Avaratranjoma))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
aicqny Ahinjiro avy any ambony ny tananao
Afaho aho ka vonjeo
Ny feoko no hitarainako
Sy hifonako zvbbyw Aminao

Faingana hamonjy ahy
Faingana hanampy
Jehovah ô! Mba mitalaho
Jehovah ô! Valio aho

Afeno eo ytijk ambany elatrao aho
Mba hitoetra amim-piadanana
lanao no tokiko
lanao no andriko tononkira.serasera.org

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mpanentana(Avaratranjoma)
Visites : 853
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lah'fahtra
Date : 07/04/2021 22:17
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.2204