Izaho mino (Mpanentana(Avaratranjoma))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho mino an’Andriamanitra
Ray Tsitoha Mpanao ny lanitra sy oomvv ny tany
Ary an’i Jesoa Kristy Zanany lahy tokana Tompontsika (2 fois)
Izay notorotoroina tamin’ny herin’ny Fanahy Masina
Naterak’I Maria, Maria Virjina
(2 fois)
Nijaly tamin’ny
Nanapahan’i Pontio Pilato
Nohombohana tamin’ny hazo fijaliana
(2 fois)
Tamin’ny Hazo fijaliana (3 fois)
Dia maty ka nalevina
Nidina tany amin’ny fiainan-tsi-hita
(2 fois)
Ary nony tamin’andro fahatelo, dia nitsangana tamin’ny maty
(2 jcxxge fois)
Dia niakatra any an-danitra, ary nipetraka eo
An-kavanan’Andriamanitra, Ray Tsitoha
Ary avy any grgzv no iaviany indray,
hitsara ny velona sy ny maty
(2 fois)
Izaho mino ny tononkira.serasera.org Fanahy Masina
Ny Eklezia Masina Katolika
(2 fois)
Ny fiombonan’ny Santa, ny famelan-keloka
Ny fitsanganan’ny tena, amin’ny maty
(2 fois)
Ary ny fiainana, mandrakizay Amen. (3 fois)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mpanentana(Avaratranjoma)Vangy : 639
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : laholo14
Daty : 25/05/2024 09:03