Tonga Hamonjy (Mpanangana ny Faneva)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga Hamonjy sy mba hanavao
Ny fonao sy ny fiaiananao
Ilay mpamonjy ,Nefa tsy noraisinao
Ilay ntsgrs fitiavany fa nolavinao tsotrzao
Ahitra sy loto no mba nandray
Ilay Mpanjaka ny lanitra tety
Nefa ny fonao kggk sy ny foko indrindra
No lapa katsahiny
tononkira.serasera.org Nefa izy tsy mba nanery antsika
Fa nanambitamby nandefitra rvua koa
Tsy mba namaly ny heloko
Sy ny helokao fa be famindram po
Tonga ho sakaiza tsika mpanota
Fa tsy hiantso ny marina akory
Hamerina indray ireo efa very
Mba hiverina aminy indray
Izy no Lalana hizoratsika
Ho amin'ny fiaianana mandrakzay
Izy no Mpanjaka hitsara ny asa tsika
Ety rahatrizay
Koa evero ny fanahinao ka
Homano handray ilay Mpanjaka
Tsitoha ,sao dia hanenina rehefa
Tonga ny andro hitsarana anao
Ny fonao sy ny fiaiananao
Ilay mpamonjy ,Nefa tsy noraisinao
Ilay ntsgrs fitiavany fa nolavinao tsotrzao
Ahitra sy loto no mba nandray
Ilay Mpanjaka ny lanitra tety
Nefa ny fonao kggk sy ny foko indrindra
No lapa katsahiny
tononkira.serasera.org Nefa izy tsy mba nanery antsika
Fa nanambitamby nandefitra rvua koa
Tsy mba namaly ny heloko
Sy ny helokao fa be famindram po
Tonga ho sakaiza tsika mpanota
Fa tsy hiantso ny marina akory
Hamerina indray ireo efa very
Mba hiverina aminy indray
Izy no Lalana hizoratsika
Ho amin'ny fiaianana mandrakzay
Izy no Mpanjaka hitsara ny asa tsika
Ety rahatrizay
Koa evero ny fanahinao ka
Homano handray ilay Mpanjaka
Tsitoha ,sao dia hanenina rehefa
Tonga ny andro hitsarana anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mpanangana ny FanevaHits : 580
Likes : 0 Like
Created by : 220501
Date : 08/12/2023 13:42
